4 pour mille - Ny nofon-tany ho an’ny fanjarian-tsakafo sy ny fiovan’ny toetr’andro
Imprimer
4 pour mille - Ny nofon-tany ho an’ny fanjarian-tsakafo sy ny fiovan’ny toetr’andro
4 pour mille - Ny nofon-tany ho an’ny fanjarian-tsakafo sy ny fiovan’ny toetr’andro Ny asa fivelomantsika olombelona dia mamoaka etona betsaka toy ny dioksidana karibonina (CO2) ao amin’ny habakabaka, izay manamafy ny gejana hafanana ary manafaingana ny fiovan’ny toetr’andro ; Ny nofon-tany erak’izao tontolo izao dia mitahiry karbonina avo 2 na 3 heny amin’ny’ tahan’ny karibonina eny amin’ny habakabaka sy ny rivotra. Ny fampitomboana ny tahiry karbonina amin’ny tahany 0.4 isan-jato isan-taona izany hoe 4 isan’arivony, ao anatin’ny 30 -40 sentimentatra voalohany amin’ny nofon-tany dia manajanona ny fitomboan’ny CO2 eny amin’ny habakabaka. Ka izany indrindra no voizin’ny tetikasa "4 pour 1000” na “efatra isan’arivony” : ny nofon-tany ho an’ny fanjarian-tsakafo sy ny fiovan’ny toetr’andro.
Lien vers la page du documentCopiez/collez ce lien pour l'envoyer par email, l'inclure dans une page web ou le partager sur les réseaux sociaux.
Lien vers le média
Code HTMLCopiez-collez le code ci-dessous pour intégrer le média dans une page Web.
4 pour mille - Ny nofon-tany ho an’ny fanjarian-tsakafo sy ny fiovan’ny toetr’andro
Résumé :
Ny asa fivelomantsika olombelona dia mamoaka etona betsaka toy ny dioksidana karibonina (CO2) ao amin’ny habakabaka, izay manamafy ny gejana hafanana ary manafaingana ny fiovan’ny toetr’andro ; Ny nofon-tany erak’izao tontolo izao dia mitahiry karbonina avo 2 na 3 heny amin’ny’ tahan’ny karibonina eny amin’ny habakabaka sy ny rivotra. Ny fampitomboana ny tahiry karbonina amin’ny tahany 0.4 isan-jato isan-taona izany hoe 4 isan’arivony, ao anatin’ny 30 -40 sentimentatra voalohany amin’ny nofon-tany dia manajanona ny fitomboan’ny CO2 eny amin’ny habakabaka. Ka izany indrindra no voizin’ny tetikasa "4 pour 1000” na “efatra isan’arivony” : ny nofon-tany ho an’ny fanjarian-tsakafo sy ny fiovan’ny toetr’andro.